Ny fanatsarana ny Fahasalaman’ny zaza latsaky ny 5 taona, ny reny ary ny zokiolona mihoatra ny 65 taona
Andiany
INSPC

Tontosa ny fihofanan'ireo mpampivelona miisa 34 momba ny "echographie obstétricale" teto amin'ny INSPC ny alarobia 26 mars 2025 lasa teo. Tanjona ny fandraisana anjara amin'ny fanatsarana ny fahasalaman'ny reny ka hampihena ny tahan'ny fahasarotana eo ampiterahana.
HANITRINIALA Sahondranirina Paquerette 31-mars-2025