Mihaino anao ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka ary eo anilanao mandrakariva
Zava-dehibe ny fahafampon’ny isambatan’olona na ny marary na ny mpikarakara ny marary satria « Izay marary andrianina »
Koa raha misy tranga tianao hoampitaina, na koa misy Sosokevitra ahafahana manatsara ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana, dia manasa anao izahay mba hizara izany aminay
Irinay sy ankasitrahanay tokoa ianao izay manoratra raha mametraka ny email ahafahantsika mifandray satria ny serasera no lalana tokana izay ahafahanay manatsara hatrany izay kalitao izay
Ny fomba izay ahafahanao mifandray dia misy ny pejy izay fenoinao, koa asaina ianao hilaza amin’ny antsipirihany ny tranga tianao zaraina aminay mba itondrana vahaolana mahomby sy maharitra
Ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka eo anilanao hatrany