Tsiahivina hatrany fa anisan'ny laharam-pahamehan'ny Fitondram-panjakana tarihin'Andriamatoa Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara...
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy tao Andemaka, Distrikan’i Vohipeno, Faritra Fitovinany ny hetsika sosialy niarahana tamin'ny Fikambanana...
Ny Fitondram-panjakana tarihin'Andriamatoa Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika, Kôlonely RANDRIANIRINA Michaël, dia nametraka mazava ho ivon'ny...
Dingana lehibe ny nankatoavana androany ny Drafitra Stratejika Nasionaly momba ny Fanaraha-maso ny Fahasalamam-bahoaka « Plan Stratégique National...
Anisan’ny laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana, tarihin’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, Kôlonely RANDRIANIRINA...
Faly mampahafantatra ny besinimaro fa efa misokatra ary mandeha tsara ny tolotra Scanner ao amin’ny Service d’Imagerie Médicale ato amin’ny...
Mbola vesatra lehibe ho an’ny fahasalamam-bahoaka sy ny fampandrosoana ara-toekarena eto Madagasikara ny tazomoka. Mba hiatrehana izany sy...
Addis-Abeba, RC76 — Tao anatin’ny fandraisan’i Madagasikara anjara amin’ny Fivoriana faha-76 ny Komity Faritra Afrika an’ny OMS (RC76), dia...
Nandritra ny fihaonana bilateraly teo amin’i Madagasikara sy ny Federasionan’i Rosia, nandritra ny RC76 tany Addis-Abeba, dia nohamafisina ny...
Nihaona sy nifampidinika tamin’Andriamatoa Talen’ny Diplaomasia eo anivon’ny Mercy Ships International, Jonathan ZIEHLI, i Ramatoa Minisitry ny...
Nandray anjara tamin’ny lanonana fanomezam-boninahitra sy fisaorana ny Profesora Senait Fisseha, izay natao tao amin’ny Foiben’ny Africa CDC,...
Isan’ireo laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakana Malagasy ny fampihenana ny fahafatesan’ny reny sy ny zaza vao teraka, ary ny fanatsarana ny...