Manoloana ny toe-draharaha ara-pahasalamana nampanahy any amin’ny Kaominina Ambanivohitr’i Ampasinambo - Fasintsara, dia efa ao anatin'ny...
Tonga nidina ifotony Ramatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. MANAGNA Monira, niaraka tamin'ireo Tompon'andraikitra mpiara miasa voakasika,...
Miezaka hatrany ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka ny hametrahana ho an'ny vahoaka eny ifotony...
Miara-miasa ho an’ny Fahasalamana ara-pananahana sy ny Fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ho tombontsoa ny vahoaka Malagasy Antananarivo, 17...
Novolavolaina ny 15 septambra ny "Tondrozotra vaovao" hahafahana mampidina haingana ny tahan'ny fahafatesan'ny reny sy ny zaza vao teraka eto...
Notanterahina ny 14 Septambra 2026, tao amin’ny efitrano fivorian’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, ny fivoriana nanaovana jery todika ny...
Maneho ny fahavonany ny Fitondram-panjakana, ny amin'ny fametrahana ireo stratejia marolafy eo amin'ny fitantanana ny fahasalamam-bahoaka eny...
Tontosa ny 12 septambra 2026 ny fitokanana ireo Toeram-pitsaboana Fototra (CSB) izay nohavaozina sy nampiana fitaovana vaovao tao amin’ny Kaominina...
Notanterahina androany maraina tetsy amin’ny CHU-JRA ny hetsika fanomezan-drà faobe, nokarakarain’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, izay...
Tontosa soa aman-tsara nandritra ny telo andro ny fifaninanam-pirenena mikendry ny hahazoana ny mari-pahaizana « Agrégation », ahafahana miroso...
Notanterahina tao Ambohidahy ny fihaonana natokana ho amin’ny fizarana ireo hevi-dehibe sy ny vokatry ny iraka notanterahin’ny delegasionin’ny...
Natsangana ny 22 Desambra 2025 ny Komity Mpitantana misahana ny fanatanterahana ny Fifanaraham-piaraha-miasa (MOU) eo amin’i Madagasikara sy...