Manohy ny fanavaozana ny sehatry ny fahasalamana ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny alalan’ny fampidirana sy fanamafisana ireo...
Nosokafana ny marainan’ny 17 Jona 2026 tao amin’ny CHRR Melaky ny hetsika varavarana misokatra ho an’ny fizaham-pahasalamana ho an’ny...
Natomboka ny 17 Jona 2026 tao amin’ny CHRR Namahora Morondava ny hetsika Varavarana Misokatra momba ny Fahasalamana, izay hitohy ny 18 sy 19 Jona...
Araka ny toromarika nivoaka nandritra ny Filankevitry ny Minisitra tamin’ny 10 Jona 2026 momba ny fanatanterahana ny hetsika Varavarana Misokatra...
Tsy mipetra-potsiny ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka manoloana ireo fanamby mipetraka amin’ny fikarakarana ny fahasalaman’ny vahoaka....
Tsy mitsahatra manamafy ny fitaovana sy ny fomba fiasa ho fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Solosaina...
Notanterahina androany ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fandidiana faobe maimaimpoana ho an’ireo olona manana fahasarotana ateraky ny...
Ao anatin’ny fanamafisana hatrany ny fiarovana ny fahasalaman’ny vahoaka, dia nankalazaina niaraka ireo hetsika ara-pahasalamana telo lehibe : ny...
Tombony ho an’ny olom-pirenena ny fananana fiantohana ara-pahasalamana, satria manampy amin’ny fanalefahana ny vesatra ara-bola amin’ny...
Aretina mitaiza vokatry ny fikorontanan’ny hery fiarovan’ny vatana ny Lupus, ka mety hiantraika amin’ny taova maro toy ny hoditra, ny...
Notanterahina tao amin’ny CNARP, Antananarivo, ny 10 sy 11 Jona 2026, ny fihaonambe nasionaly ara-tsiantifika voalohany natokana ho an’ny...
Teny arahan’asa no tena azo handrefesana ny fiovana, ary ny fanatanterahana ny teny nomena no mampiseho ny finiavana hitondra vahaolana maharitra...