Mazava ny toromarika nomen'ny Fitondram-panjakana, amin'ny sehatry ny asa izay ataon'ireo rantsamangaikany amin'ny an-davanandro, fa tsy maintsy atao...
Manana ny lanjany sy mitondra ny anjara biriky mavesatra amin'ny fanolorana tolotra ara-pahasalamana ny sehatra misy an'ireto "anesthésistes...
Fivoriamben’ny Firenena Mikambana faha 81, ho fanatsarana ny sehatry ny fahasalamam-bahoaka sy ny ady amin’ny tazomoka manerantany, natao tao New...
Nandray anjara tamin’ny Fivoriana Avo Lenta mahakasika ny Fisorohana, Fiomanana ary Famaliana ny Valanaretina sy ny Hamehana ara-pahasalamana...
Nivadika teo amin’ny vavaranon’i Betania, Morondava, ny alarobia 30 septambra 2026 tokony ho tamin’ny 08 ora sy 30 maraina, ny tefitefy iray na...
Manamafy hatrany ny fandraisana andraikiny amin’ny fisorohana sy ny ady amin’ny aretina haromotana ny Fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny...
Ny 23 septambra 2026, tao New York dia nandray anjara tamin’ny hetsika avo lenta nokarakarain’ny UNFPA tany New York i Madagasikara, nifantoka...
Ny 23 septambra 2026, tao New York dia nandray anjara tamin’ny hetsika avo lenta nokarakarain’ny UNFPA tany New York i Madagasikara, nifantoka...
Ao anatin’ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana, manamafy izany singa izany ny fiaraha-miasa toy izao,...
Nihaona tamin-dRamatoa Eva Kadilli, Talem-paritra (Directrice Régionale) misahana ny UNICEF, i Ramatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. MANAGNA...
Nihaona tamin-dRamatoa Eva Kadilli, Talem-paritra (Directrice Régionale) misahana ny UNICEF, i Ramatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. MANAGNA...
Ao anatin’ny fanamafisana ny ezaka amin’ny fisorohana sy ady amin’ny tazomoka, dia tonga tao amin’ny Kaominina Ampasinambo ireo ballots 20...