Nitsidika ny Faritra Atsinanana Andriamatoa Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara, Kôlonely RANDRIANIRINA Michaël mivady. Anisan'ny...
Araka ny fanao isan-taona dia notanterahina ny 08 sy 09 Jolay 2026 ny Varavarana Misokatra teo anivon’ny Hôpitaly CHU...
Ny alin'ny alatsinainy 9 Jolay, rehefa vita ny fivoriana notarihin'Andriamatoa Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta, dia nidina nijery akaiky ireo...
Ho fanohanana ny fanatanterahana ny asa sy ireo mpiasan'ny fahasalamana misahana ny fandaharan’asa momba ny Fahasalamana Ara-pananahana sy ny...
Mitohy hatrany ny ezaky ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanamafisana ny fotodrafitrasa sy ny fanatsarana ny tolotra...
Ao anatin’ny ezaka ataon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fisorohana ny areti-mifindra azo avy amin’ny firaisana ara-nofo...
FAMPITOVIANA NY CHU ANALANKINININA AVY AMIN’NY FANJAKANA JAPONAY (JICA) Nisitraka fitaovana vaovao ireo sampan-draharaha maro eto anivon’ny...
Notanterahin’ny Holafitry ny Infirimiera sy ny Rasazy, niaraka tamin’ny Kaominina Tsiroanomandidy Fihaonana, ny hetsika tolotra ara-pahasalamana...
Ny fahasalaman’ny olombelona, ny biby ary ny tontolo iainana dia mifamatotra. Izany no maha-zava-dehibe ny fomba fiasa “One Health” na...
Fantatsika tsara fa ny vaksiny no iray amin’ireo fiarovana mahomby indrindra hisorohana ny fiparitahan’ny Mpox. Manoloana ny ady atao amin’ny...
Nofaranana tao amin’ny "Le Pavé Antaninarenina" ny fiofanan'ireo mpampiofana, naharitra dimy andro, momba ny Fiovam-pihetsika sy ny fitondran-tena...
Mitohy ny ezaka ataon'ny Fitondram-panjakana Malagasy amin'ny alàlan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon'antoka aminy...