Nisy tranga nampalahelo nitranga tao Morondava, Faritra Menabe ny alahady 10 Mey 2026. Mpianatra efatra avy ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo,...
Nitsidika an-dRamatoa Minisitra, Dr. MANAGNA Monira, ny delegasiona Frantsay notarihin’Andriamatoa Ambasadaoron’ny Repoblikan'i Frantsa, SEM....
“Ny fanovana ny fitondrantena ara-pahasalamana dia manomboka amin’ny tsirairay.” Izany indrindra no antony hanamafisan’ny Minisiteran’ny...
Notanterahina ny 07 Mey 2026 tao amin’ny CHUSSP Analakely ny lanonana fanolorana amin’ny fomba ofisialy ireo fitaovana fitiliana sy fanafody...
Ny fiterahana dia mitondra hafaliana fa tsy ho vesatry ny fahasahiranana Izany indrindra no nahatonga an-dRamatoa Elisa RANDRIANIRINA, vadin’ny...
Nankalazaina ny 5 Mey 2026, tao Taolagnaro, Faritra Anôsy, ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Mpampivelona. Nentina nandritra izany ny lohahevitra...
Nandray an-dRamatoa Ambasadaoron’i Égypte eto Madagasikara, SEMme Rabab Abdelhadi, i Ramatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. MANAGNA...
Maro lafy ireo tolotra ara-pahasalamana atolotra mandritra ity mission médico-chirurgicale ity, ka ahafahan’ny vahoaka misitraka fitsaboana sy...
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny hetsika ara-pahasalamana (fitsaboana sy fandidiana) izay notontosaina tao amin’ny Hopitaly be...
Ao anatin’ny hetsika ho fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny soro-doza sy tandrim-pahasalamana dia misy ny fanentanana ireo...
Notanterahina androany ny lanonana fanokafana ny fotoam-pivoriana voalohany ho an’ny taona 2026 eo anivon’ny Antenimieram-pirenena. Hetsika...
Fantantsika moa fa manamarika ny "MED'S EVENT XI ÉDITION", izay hetsika manan-danja sy ireharehan'ireo mpianatra ao amin'ny "Facultés de Médecine...