Navaozina avokoa ireo efitrano lehibe miisa (4): efitrano fianarana, birao miisa (5), trano fonenan'ny mpiambina, "coin allaitement" toerana...
Ny 18 aprily 2026 no notanterahina tao Toliara ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny Institut de Formation Inter-régional des Paramédicaux...
Ny 17 aprily 2026, nanamarika ny Andro Maneran-tany ho an’ny Hémophilie i Madagasikara tamin’ny alalan’ny lohahevitra hoe « Ny fitiliana :...
Notanterahina ny fankalazana ny Andro Manerantany ho an’ny Hémophilie. Hetsika natao hanamafisana ny fanentanana sy ny fampahafantarana ity...
Ny zoma 17 aprily 2026 dia namangy sy nihaona ary nifampitafa tamin’ireo mpiasan’ny fahasalamana rehetra ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny...
Ny 22 Desambra 2025 no vita sonia ny fiaraha-miasa eo amin’ny Governemanta Malagasy sy ny Governemanta Amerikana. Dr. MANAGNA Monira no nisolo tena...
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 15 avrily ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena momba ny fahatsapana ny "Autisme". Notarihin’ny...
Nitsidika ara-pomba fanajana an-dRamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. MANAGNA Monira ny Ambasadaoron’ny Repoblikan'i "Tchèque", monina...
Nanatrika ny fanokafana ofisialy ny Fikaonandoham-pirenen'ny tanora ho an’ny fanavaozana Ramatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. MANAGNA...
Nosokafan’Andriamatoa Filohan’ny Antenimieram-pirenena RANDRIANASOLONIAIKO Siteny tamin’ny fomba ofisialy androany ny fivoriana tsy ara-potoana...
Tontosa tao amin’ny Hôpitalibe CHRR Farafangana ny lanonana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanaovana vaksiny faobe hiadiana amin’ny...
Nanome voninahitra sady nanokatra tamim-pomba ofisialy ny Kongresy faha-31n'ny "Fédération pharmaceutique de l'Océan Indien" Ramatoa Ministry ny...