Tao amin’ny Distrikan’Amboasary Atsimo no nanatanterahana ny fitsidihana ofisialy, niarahana tamin’ireo mpikambana sasany tao amin’ny...
Mizotra soa aman-tsara ny dia fifanakalozana sy fiofanana "seminaire" ataon'ireo Delegasiona Malagasy miisa 20 any Chine. Ny dinika ifampizarana any...
Nandritra ny dian-dRamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. Monira MANAGNA, tao Ambovombe, Faritra Androy, dia nahafoy fotoana, nitsidika sy...
Notanterahina androany ny fivoriana iraisan’ireo rafitra ara-panjakana voakasika amin’ny fiarovana ara-pahasalamana, izay nifantoka tamin’ny...
Tombony lehibe ho an’ny Hopitalin-jaza ao amin’ny CHU PZAGA Androva ny fanolorana ireo fitaovam-pitsaboana sy fitiliana, toy ny « Échographie...
Ho fampiharana ireo tolokevitra mifototra amin’ny tombana mahakasika ny isan’ny olona miaina miaraka amin’ny tsimokaretina VIH (Olomiavy) izay...
Ho fahatanterahana ny drafitra stratejika entina hanafoanana ny aretina, ny Fandaharan’asa Miady amin’ny Bilarziozy sy ny Aretina-kankana avy...
Notanterahina androany 12 Aogositra 2026 ny fanolorana fitaovana ara-teknika vaovao ho an’ny CHRR Betsiboka, toy ny table chauffante, couveuse,...
Manomboka androany, ary hitohy mandritra ny andro maromaro, ao amin’ny Service d’Ophtalmologie-n’ny CHU-JRA, ny fanatanterahana ny « Greffe de...
Ao anatin’ny hetsika fanaovam-baksiny faobe miaro amin’ny lefakozatra tanteraka i Madagasikara, tanterahina eny anivon’ny fiaraha-monina sy eo...
Tontosa androany, tao amin’ny tokotany malalaky ny DRSP Androy, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika fanaovana vaksiny faobe iadiana...
Nihaona tamin’ireo manampahefana amerikanina tao Washington ny delegasiona malagasy, nahitana an’Andriamatoa Sekretera Jeneralin’ny...