Mitohy ny ezaka ataon'ny Fitondram-panjakana sy ny mpiara-miombon'antoka aminy amin'ny fandraisana andraikitra ara-pahasalamana ao Ampasinambo. Ao...
Manamafy ny paikady hamongorana ny fiparitahan’ny valanaretina ao amin’ny Distrikan’i Ifanadiana ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny...
CHRR Farafangana | Fandidiana maimaimpoana ny aretina Bongabe (Hydrocèle) Olona telo no nisitraka fandidiana maimaimpoana ny aretina Bongabe...
Miroso hatrany ny valibotana eny ifotony ataon'ireo mpiasan'ny fahasalamana miaraka amin’ireo Agents Communautaires (AC), ho fanamafisana ny...
Tsy misy vehivavy mararin'ny aretina mamany lava ho adino, na dia any amin'ny toerana lavitra sy saro-dalana toy ny Distrika Marolambo aza, fa...
Fandraisana andraikitra manoloana ny tranga (ICAM) tao Manonilaza, Kaominina Masomeloka, Distrika Mahanoro. Nahitana tranga ICAM : INTOXICATION PAR...
Ho fanohanana ireo mpiasan'ny fahasalamana, miatrika fizahana ara-pahasalamana sy fitsaboana, dia nandefa fanampiana toy ny : rano fisotro sy sakafo...
Mankasitraka ny Polisim-pirenena tao Mananjary, notarihin’ny Lehiben’ny Fitaleavam-paritra Vatovavy, noho ny fandraisana anjara tamin’ny...
Ao anatin'ny ankalazana ny faha 65 taona nananganana ny Polisy Nasionaly teto Madagasikara, tsy nanadino izany isika tao amin'ny Faritra...
Ny ady amin'ny fifohana sigara, fihinana paraky Ary fidorohana zava-mahadomelina dia azo lazaina fa andraikitra iombonana sy mampivondrona sehatra...
FAHASALAMANA HO AN’NY MASO HO AN’NY 40 TAONA NO MIHOATRA : FIZARANA SOLOMASO - FAMAKIANA TENY MAIMAIMPOANA CHRD Antanifotsy Tontosa ny 21...
Misy toerana izay tsy mora tratrarina. Misy lalana izay tsy vitan’ny fiara, toerana izay mbola mila dia an-tongotra andro sy alina. Misy ihany koa...