Ao anatin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny aretina MPOX (nendran-drajako) dia notarihin’ny Professeur MAMY RANDRIA, INCIDENT MANAGER COUSP...
Ny Reny no loharano ipoiran'ny aina, ary ny Zaza tokoa ny hoavin'ny Firenena, ka rariny tokoa raha miara mifandrimbona mifanome tanana ny...
Tontosa androany, alarobia faha 14 janoary, ny fifampiarahabana tratry ny taona teto amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Vory lanona...
Mba hanapahana ny fiparitahan'ny valanaretina Mpox izao dia mipetraka ho laharam-pahamehana ny fisorohana sy ny fanaraha-maso izany aretina izany....
Ho fanamafisana ny fandraisana an-tanana ara-pahasalamana, dia nasongadina manokana ny fanatsarana ny kalitaon’ny fahasalamana ho an’ny reny sy...
Tanteraka androany ny lanonana fitokanana ny biraon’ny IFIRP sy ny "Générateur d’oxygène", hetsika lehibe ho fanamafisana ny rafitra...
Ho fanamafisana ny fepetra fisorohana sy ady amin’ny fiparitahan’ny Mpox, dia nanatanteraka fidinana ifotony Andriamatoa Tale Jeneraly misahana...
Nisy ny fitsidihana notanterahina tao amin’ny Laboratoire d’Analyses et de Microbiologie Moléculaire (LA2M), izay nifantoka tamin’ny...
Nampiseho firaisan?kina ireo mpiasan'ny fahasalamana tao amin'ny CHU Tanambao, ka nanao ny hetsika fanadiovana faobe satria anisan'ny tombotsoa...
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny CSB II Ampangabe, foto-drafitrasa ara-pahasalamana vaovao natokana hanatsarana ny fitsaboana sy ny...
19 Desambra 2025, Institute National de Santé Publique et Communautaire (INSPC) Mahamasina.Niorina tamin’ny taona 2002 ny INSPC, ivontoerana...
Isan'ny imasoan'ny Fitondram-panjakana ankehitriny ny fametrahana ny fahasalamana ho zo fototra ho an'ny Malagasy. Anefa, lalana iray tsy azo...