Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Antsirabe ny atrikasa fanombanana ny fampiharana ny Drafitra Stratejika Nasionaly ho Fampandrosoana ny...
Notanterahina androany 07 Aogositra 2026 tao amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka Ambodahy ny fanaovan-tsonia ny Taratasy fifanarahana...
« Zo fototry ny olom-pirenena ny hahazo fitsaboana sahaza, manaja ny maha-olona ary mifanaraka amin’ny filàny. Mendrika ny hisitraka rafitra...
Anisan'ny toerana midadasika sy be mponina ny any Ambadikivato. Teo aloha dia mandeha tongotra 15 km ny marary na ny mpiteraka vao afaka misitraka...
Ny Fanjakana, amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka, dia manohy mametraka ho laharam-pahamehana ny fanatsarana ny kalitaon'ny tolotra...
Mametaka mazava ny Fitondram-panjakana fa laharam-pahamehana amin'ny fampandrosoana ny Firenena ny sehatry ny fahasalamana. Maneho izany torolalana...
Vokatry ny fiakaran'ny ranomasina tao Mananjary dia olona efatra avy amin'ny fianakaviana samihafa no tra-doza raha nampiasa ny lavapiringa iraisana...
Taorian'ilay tranga nahitana herisetra niseho ny Alahady lasa teo, izay namoizana ain-jazakely iray vao iray volana sy tapany ary nahatonga...
Atrikasa fanamafisana ny fahaiza-manaon'ireo Solombavambahoaka momba ny ady amin'ny VIH/SIDA sy ny haitaky ho fampitomboana ny tetibola natokana ho...
Noho ny ezakin'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka izay tarihin-dRamatoa Minisitra Dr. MANAGNA Monira ny...
Fototra iray iorenan'ny paikady amin'ny fisorohana ny aretina napetraky ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka...
Ao anatin'ny fanatanterahana ny fandaharanasan'ny Fitondram-panjakana eo amin'ny sehatry ny fahasalamana, dia mampiatra ireo paikady marolafy ny...