Nanokatra tamin'ny fomba ofisialy ny atrik'asa fankatoavana ny "Plan national de réponse aux urgences de sécurité sanitaires des aliments à...
Nankalazaina androany ny Andro Manerantany ho an’ny Fahasalamana (Journée Mondiale de la Santé 2026). Laharam-pahamehana hatrany ny sehatry ny...
Varavarana misokatra amin'ny fifandraisana amin'ny any ivelany ny fisian'ny seranan-tsambo lehibe, anatin'izany ny seranan-tsambo...
« Ny fahasalamana no harena sarobidy indrindra », io no andian-teny nentin'Andriamatoa Dr. RANDRIANAMBININA Ephraïm Stephanson, Sekretera Jeneraly...
Pejy vaovao eo amin’ny tantaran’ny fahasalamam-bahoaka eto Madagasikara no nosokafana androany. Vita sonia tamin’ny fomba ofisialy ny...
29 Martsa, andro natokana ho fahatsiarovana ireo Mahery fo izay nanao sorona ny ainy ho fanafahana ny Tanindrazana. Ho an’ity taona ity, mitondra...
Notontosaina tao Moramanga ny fizaham-pahasalamana ho fitsinjovana ireo zokiolona, sy ny fanombohana ofisialy ny fanaovam-baksiny fanefitra amin’ny...
Notanterahina androany tao amin’ny “Salle d’oeuvre” EKAR Ambatonilita ny lanonana famoahana ofisialy ny andiany “Miatrika”, izay andiany...
FIHAONANA SY ATRIKASA IRAISAM-PIRENENA "RÉSEAU ONE HEALTH OCÉAN INDIEN" HO FANATSARANA NY FAHASALAMAN'NY OLOMBELONA, IFAMPIANKINAN'NY BIBY ARY NY...
Fo iray nandritra ny 50 taona ny fiaraha-miasa teo amin’ny Repoblikan'i Madagasikara sy ny Governemanta Entim-bahoakan’i Chine, tamin’ny...
Notontosaina androany tao amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny Atrikasa Nasionaly momba ny famelabelarana sy fanamafisana ny vokatra avy...
Ho fanamafisana ny ady amin’ny ICAM eto Madagasikara, dia notanterahina tany Toliara ny atrikasa iray mikendry ny hanatsarana ny fanaraha-maso sy...