Mpianatra 12 mianadahy, taona faha-5 ao amin’ny UFR Clermont-Ferrand – France, miaraka amin’ny mpampianatra 2 ary manam-pahaizana manokana...
Tontosa ny fanokafana ofisialy ny trano fandidiana sy trano fitobian’ny marary avy nodidiana (Bloc Opératoire et salle des post-opérés) ho...
Nankalazaina androany 21 Aogositra 2026 ny lanonana manamarika ny faha-50 taonan’ny IFIRP Analamanga, ivon-toerana manana anjara toerana lehibe...
Migadona tao Farafangana ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kôlonely RANDRIANIRINA Michaël, mivady. Niaraka taminy...
Mitohy ireo ezaka fanamafisana ny rafi-pahasalamana sy ny fanatsarana hatrany ny fahasalamam-bahoaka. Laharam-pahamehana hatrany ny...
Nitohy androany 20 Aogositra 2026, tao amin’ny Hotel Le Pavé Antaninarenina, ny fifanakalozan-kevitra momba ny fitantanana sy ny fanatsarana...
Ho fanamafisana ny fisorohana ny Mpox sy ny fifehezana ireo aretina mety hiparitaka amin’ny alalan’ny fivezivezen’ny olona, dia nanatanteraka...
Taorian’ny fanolorana ireo lay misy odimoka maharitra avy amin’ny Governemanta Amerikanina tamin'ny volana Jolay, dia tao amin’ny...
Tanteraka teto anivon'ny renivohitr'i Boeny ny dingana voalohany amin’ny fametrahana fomba fiasa vaovao entina hanamafisana ny fisorohana sy ny...
Ao anatin'ny ezaka fanamafisana ny ady amin'ny aretina Mpox ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka miaraka...
Tanteraka androany 17 Aogositra 2026 tao amin'ny Hôpitalibe Andapa ny fitiliana ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza ho an'ny vehivavy 30 taona ka...
Noho ny fisian’ny olona ahiana ho voan’ny MPOX tao anaty sambo "MS Yoan", avy any Toamasina, dia nidina ifotony avy hatrany ny OMC,...