Dingana vaovao eo amin’ny tantaran’ny fahasalamam-bahoaka no nomarihin'ny Fitondram-panjakana, ho fanatanterahana ny Politika Ankapoben’ny...
Noraisin'Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo ireo mpikambana vaovao ao amin’ny Holafitry ny mpitsabo...
Ao anatin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben'ny Fanjakana amin’ny "Fijerena ny maha olona", dia mitohy hatrany ny fitsaboana maimaimpoana...
Nivoitra nandritra ny lahateny nifanesy ny fisaorana manokana an'Andriamatoa Filoham-pirenena, Andry RAJOELINA , ny amin'ny Fijerevana manokana ny...
Manoloana ny toromarikin’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry RAJOELINA , ny amin'ny fanatanterahina ny Fifaninanana Tanàna Madio ho...
Anisan'ireo mpikambana anatin'ny Governementa nanatrika ny Filan-kevitry ny Ministra, niara-dia tamin'Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sy...
Nambara tamin’ny fomba ofisialy nandritra ny fivoriam-be tany Genève izay natrehan'Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka,...
Eo am-panantanterahana ny Politika ankapoben'ny Fanjakana ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, amin’ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalama...
Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, dia nanatanteraka fidinana ifotony, nitsidika ireo fotodrafitrasa...
Ho fanamarihana ny fanombohana amin'ny fomba ofisialy ny herinandro ho an'ny fanaovam-baksiny dia nanatanteraka fidinana ifotony Andriamatoa...
"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana" Nanolotra tolotra ara-pahasalamana marolafy sy maimaim-poana izay...
Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Profesora RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, tao amin'ny Minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka...