Andro Iraisam-pirenena hanamafisana ny tsy fihinanana paraky sy tsy fifohana sigara, izay ao Antsiranana no ivon’ny fanamarihana izany ny 31 Mey...
Mazava ny vina napetraky ny Fitondram-panjakana fa anisan’ny laharam-pahamehana ny fahasalamam-bahoaka, satria zon’ny isam-batan’olona ny...
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny fampiharana ny tetikasa “M.Ultrasound School” ao amin’ny CHUJRA – Hôpitaly Joseph...
Taorian’ny lanonana fanaovam-beloma, dia tonga nitsidika an-dRamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr MANAGNA Monira, ny Mpisolontena maharitry...
Notanterahina ny 27 Mey 2026 ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny CSB II vaovao tao Kiranomena, ao anatin'ny Distrikan’i Fenoarivobe. Nanome...
Tonga nitsidika ny CSB1 Bekiria sy ny CSB2 Ranobe ao amin’ny Distrikan’Amboasary Atsimo, Faritra Anôsy, ny Talen’ny Fahasalaman’ny...
Mitohy hatrany ny ezaka fanamafisana ny rafitra sy ny fitantanana ny COUSP eto Madagasikara. Taorian’ilay atrik’asa natokana hamolavolana ireo...
Nankasitrahana tamin’ny fomba ofisialy androany Ramatoa Josiane Yaguibou, Mpisolontena maharitra ny UNFPA teto Madagasikara, taorian’ny asa sy...
Manoloana ny loza mety ateraky ny fidiran’ireo aretina mifindra toy ny Mpox, Ebola ary hantavirus, dia mitohy ny fanamafisana ny fanaraha-maso...
Ny andron'ny talata 26 mey 2026 tao amin’ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka, Ambohidahy, dia noraisin’Andriamatoa Sekretera Jeneralin'ny...
Rehefa avy nodinihina nandritra ny fihaonana eran-tany mikasika ny fahasalamana tany Genève tamin’ny herinandro lasa teo, dia notanterahina teto...
Tontosa androany 26 mey 2026 ny fitokanana amin'ny fomba ofisialy ny Ivo-toerana fampiofanana ireo infirimiera sy mpampivelona na « Institut de...