Laharam-pahamehan'ny Fitondram-panjakana ny hahafahan'ny vahoaka misitraka tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao. Manohy ny ezaka ataony ny...
Ho fanamafisana ny fisorohana sy ny fifehezana ny valanaretina Mpox, dia nisitraka fitaovana fanasana tanana (DLM), fitaovana ho an’ny fahadiovana...
Tontosa ny 23 Jolay 2026 ny fametrahana ny vato fototra amin’ny fanorenana ny Hôpitaly vaovao raitra sy maoderina "AMENA", ao amin’ny Fokontany...
Tsy misy Malagasy tokony ho tavela an-kilabao amin'ny fahazoana tolotra ara-pahasalamana mendrika sy tsara kalitao. Izany no antom-pisian'ny fidinana...
Natolotra androany Alarobia faha-22 Jolay 2026 tamin’ny fomba ofisialy ny vahoakan'i Betsako ny trano vaovaon'ny Tobim-pahasalamana Fototra (CSB...
Nokarakaraina androany, 21 Jolay 2026, ny fivoriana fandrindrana ho fampiharana ireo tolo-kevitra nateraky ny valin’ny fanombanana ny isan’ireo...
Tontosa ny andron'ny 21 Jolay ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fanazaran-tena ara-tahaka (Exercice de simulation - SIMEX) momba ny...
Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy teto Mahajanga ny atrikasa fiofanana mitohy momba ny biosécurité sy biosûreté, natokana ho an'ireo teknisiana...
Ao anatin'ny ezaka fanamafisana ny kalitaon'ny tolotra ara-pahasalamana sy ny fitahirizana vaksiny araka ny fenitra iraisam-pirenena, dia...
Mitohy hatrany ny fiaraha-mientan'ny sehatra rehetra amin'ny ady amin'ny valanaretina Mpox. Mifameno sy mifanohana amin'ny Minisiteran'ny...
Nofaranana tamin'ny fomba ofisialy androany ny atrik'asa "Revue Intra-Action (RIA)", izay naharitra efatra andro, notarihin-dRamatoa Minisitry ny...
Notanterahina androany ny lanonana fitokanana tamin’ny fomba ôfisialy ny tranom-pitantanana vaovaon’ny Birao Nasionaly misahana ny...