Manoloana ny fahatongavan'ny delegasionin'ny "Fonds Mondial", tarihin-dRamatoa Docteur Lyne SOUCY "Directrice Régionale Fonds Mondial, Responsable...
Anisan’ny laharam-pahamehan’ny Fitondram-panjakanan'ny Fanavaozana, ny fanarenana ny tanànan’i Toamasina sy ireo fotodrafitrasa simba vokatry...
Ny 81 Distrika manerana an’i Madagasikara no nahitana tranga kitrotro tamin’ity taona 2026 ity. Manoloana izany, manamafy hatrany ny fepetra sy...
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny « Concours National d’Agrégation en Médecine Humaine et en Odonto-Stomatologie »,...
Tsy misy tokony ho very zo amin’ny fahasalamana noho ny fahasahiranana. Izany no anisan’ny foto-kevitra manosika ny Fitondram-panjakana hanakaiky...
Ho fanohizana ny fiaraha-mientan’ny sehatra rehetra amin’ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka, amin'ny ady atao amin’ny aretina azo avy...
FANAMAFISANA NY FAHASALAMANA IFOTONY : MITOHY NY EZAKA ATAON’NY FITONDRAM-PANJAKANA Ao anatin’ny fanatanterahana ny Politika Nasionaly momba ny...
Manoloana ny tranga lozam-pifamoivoizana nahazo ny fiaram-pitaterana, niseho teo amin'ny tonelina Ambohidahy, izay namoizana ain’olona sy...
Ao anatin’ny ezaka fanamafisana ny fiatrehana ireo laharam-pahamehana sy ny vonjy taitra ara-tsakafo dia notanterahina androany 04 septambra 2026...
Ao anatin’ny ezaka fanamafisana ny fiatrehana ireo laharam-pahamehana sy ny vonjy taitra ara-tsakafo dia notanterahina androany 04 septambra 2026...
Tonga tao amin'ny renivohitry ny Faritra Amoron'i Mania ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr. MANAGNA Monira, sy ny mpiaradia aminy nitafatafa...
Tsiahivina hatrany fa anisan'ny laharam-pahamehan'ny Fitondram-panjakana tarihin'Andriamatoa Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara...