Tanteraka soa aman-tsara ny lanonana tsotra nefa manan-danja tokoa satria natao hanolorana tamin'ny fomba ofisialy ny birao misy ny Centre...
Fivoriana momba ny fampivoarana sy fanatsarana ny fahasalaman’ny Reny sy ny zaza ary ny tanora Notanterahina androany tao amin’ny Hôtel Colbert...
Tanteraka ihany koa ny fifanakalozana arak'asa teo amin'Andriamatoa Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka sy Andriamatoa Tale...
Notanterahina tao amin’ny efitrano malalaky ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pankalazana ny faha-...
Ho fanamafisana ny fisorohana ny aretina MPOX, dia notanterahina ny fanalorana fanafody tao amin’ny Fonjan’i Farafangana, izay ao anatin’ny...
Taorian’ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny vaksiny hiarovana amin’ny Mpox, dia nisantatra avy hatrany ny fanaovam-baksiny an-tsitrapo...
Tao amin’ny Lapan’ny Faritra Matsiatra Ambony no notanterahina ny fametrahana ny Komity isam-paritra misahana ny fanaraha-maso ny...
« Iray ihany isika, miara-miasa isika ho an’ny fahasalaman’ireto zanatsika ireto » Io no teny nentin’ Andriamatoa Ferid Ismael, Filohan’ny...
Nankalazaina androany teny Anosy ny Andro Iraisampirenena ho an’ny Zon'ny Vehivavy, izay ankalazaina isaky ny 8 martsa. Ho an’ity taona 2026 ity...
Tonga tao Toamasina androany 07 Martsa 2026 ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, nanatrika ny fivoriana nijerena ny fizotry ny...
Nijery akaiky ny fandrosoan'ny asa momba ny fandraisana an-tanana ny tsifanjariantsakafo ny Talem-paritry ny Fahasalamambahoaka sy ny Talem-paritry...
Ankoatra ireo mpiasan'ny fahasalamana avy ato amin'ny Fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka Atsinanana sy SDSP Toamasina II dia...