Mizotra araka ny tokony ho izy ny fanarenana ny CSB II Antetezambaro, taorian'ny fahasimbana nateraky ny fandalovan'ny rivo-doza GEZANI. Tonga mijery...
Ho fanatsarana hatrany ny kalitaon'ny tolotra ara-pahasalamana hatolotra ny vahoaka indrindra eo amin'ny lafiny fanaovam-baksiny sy ny fisorohana ny...
Ao anatin’ny ezaka hiarovana ny mpianatra amin’ny MPOX, dia nanomboka androany ny hetsika fanentanana sy fanaovam-baksiny goavana ho an’ny...
Ny 29 Jolay 2026 dia fotoana manan-danja ho an'ny CHU Analankininina, satria notanterahina tamin'ny fomba ofisialy ny fanolorana ny trano nohavaozina...
Notanterahin’ny Croix Rouge Malagasy tao amin’ny Le Pavé Analakely ny atrikasa famaranana ny tetikasa valin-kafatra manoloana ny valanaretina...
Zon’ny rehetra ny misitraka fahasalamana feno sy mendrika, tsy misy fanavahana. Mba hanatanterahana izany zo fototra izany dia manohy ny ezaka ny...
Rava vokatry ny rivodoza ny Tobim-pahasalamana CSBI Bohaky Haut ao amin'ny Kaominina Ianampera, Distrikan'i Benenitra. Mba hahafahana manohy ny...
Tanteraka ny Sabotsy 25 Jolay 2026 tolakandro ny fanolorana ho an’ny mponin’i Tsararano sy ny manodidina ny Tobim-pahasalamana Fototra (CSB II),...
Ho fiarovana ny fahasalaman'ny vahoaka, dia notanterahina nandritra ny tsena Sabotsy tao Ankadinondry ny hetsika fanafoanana ny varotra fanafody...
Laharam-pahamehan'ny Fitondram-panjakana ny hahafahan'ny vahoaka misitraka tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao. Manohy ny ezaka ataony ny...
Ho fanamafisana ny fisorohana sy ny fifehezana ny valanaretina Mpox, dia nisitraka fitaovana fanasana tanana (DLM), fitaovana ho an’ny fahadiovana...
Tontosa ny 23 Jolay 2026 ny fametrahana ny vato fototra amin’ny fanorenana ny Hôpitaly vaovao raitra sy maoderina "AMENA", ao amin’ny Fokontany...