Sarobidy sy tsy azo atao ambanin-javatra ny fahasalaman’ny maso, ary tsy mitsahatra manamafy izany ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka miaraka...
Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Dr. MANAGNA Monira ny Masoivoho ny "Chine" eto Madagasikara, Andriamatoa Ji Ping...
Noraisin-dRamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Dr Managna Monira, teto Ambohidahy, ny fitsidihana ara-pomba ofisialy nataon’ny Masoivohon’i...
Tanterahana anio etsy amin'ny Amphithéatre CHUJRA ny fifidianana izay filoha hitantana indray ny holafitry ny mpitsabo eto Madagasikara. Lisitra...
Anisan’ny toe-javatra nitranga nampalahelo teto amin’ny firenena ny fahafatesan’olona maro misesisesy tao anatin’ny 8 volana monja tany...
"Mioitra amin’ny sakana, mampahomby ny paikady iadiana amin’ny VIH/SIDA" no lohahevitra nosafidiana ho an’ny taona 2025. Nankalazaina...
Nisokatra androany zoma 28 novambra ary haharitra 2 andro ny fihaonan'ireo mpisehatra eo amin'ny fahasalamam-bahoaka, AGORA Santé andiany voalohany....
Tanteraka androany tao amin'ny Carlton Anosy ny dinika momban'ny famatsiam-bolan'ireo tetikasa iarahana amin'ny Banky Iraisam-pirenena eto...
Manoloana ny tranga ara-pahasalamana tao amin’ny Fokontany Antsahatopy, Kaominina Fanambana, Distrikan’i Vohemar, noho ny fihinanana trondro misy...
Miainga avy any amin’ny fiandohana ny fanovana. Ny zaza no fiandohan’ny fiainana manontolo, ary ny reny no loharanon’ny fiainana. Izany...
Tonga tampoka tao amin’ny CHU-JRA ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministera. Nitsidika...
Araka ny Andininy faha-99 ao amin’ny Lalàmpanorenana, dia natolotry ny Praiminisitra RAJAONARIVELO Herintsalama teny Tsimbazaza ny Talata 18...