Kitro ifaharan'ny asa fitsaboana tokoa ny any amin'ny fiaraha monina, ary anisan'ny mpisehatra fototra amin'ny fampiroboroboana ny Fahasalamana eny...
Fahasoavana miampy Fahasoavana ny mirotsaka ho an'ny vahoakan'i Sahamadio sy ny manodidina amin'izao fahazoana fotodrafitrasa ara-pahasalamana...
Fandraisan’anjaran’i Madagasikara tamin’ny fivoriana avo lenta nokarakarain’ny Agence Africaine du Médicament sy ny Organisation Mondiale de...
Nandritra ny fandraisana fitenenana teny amin’ny Fivoriambe Iraisam-pirenena momba ny Fahasalamana, dia nanamafy ny fahavononan’i Madagasikara...
Ny 19 mey 2026 teo ny fanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha – zato taona ny Centre Hospitalier Universitaire Joseph RASETA...
Mbola mipetraka ho olana ara-pahasalamana lehibe ny herisetra ara-nofo mahazo ny ankizy. Araka ny tatitra nataon’ny Together for Girls sy ny...
Miroso hatrany amin’ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, ary tanjona mazava no ho tratrarina amin'izao...
Fanoitra iray amin’ny fanamafisana ny rafitra ara-pahasalamana ny fifandraisana sy fifanakalozana eo amin’ny Firenena roa tonta, sehatra...
Ho fanamarihana ny Herinandro ho an’ny Tsy Fifohana Sigara, ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, amin’ny alalan’ny OFNALAT, dia...
Rehefa salama ny vatana sy ny saina dia mivelatra ny hery sy ny fahafahana, ary tsy misy fetra intsony ny zavatra azo tratrarina. Indrindra ho...
Sokajiana ho olona mila fiarovana ara-pahasalamana ireo voafonja, ka nanatanteraka fanaovana vaksiny faobe tao amin’ny fonjaben’i Farafangana...
Nanatrika ny fivorian’ny « Comité Ministériel Africain de haut niveau » momba ny fanavaozana ny rafitra maneran-tany momba ny fahasalamana ny...