Ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka dia manao laharam-pahamehana hatrany ny fitsinjovana ny sosialim-bahoaka...
NIROTSAKA AN-TSEHATRA HO RENY MPIAHY NY FANAOVAM-BAKSINY NY ZAZA ETO MADAGASIKARA NY VADIN'NY FILOHAM-PIRENENA, Ramatoa Mialy RAJOELINA 1 015 200 ny...
Miezaka ny Fitondram-panjakana ankehitriny izay tarihin’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, manatsara ny rafi-pahasalamana misy eto...
750 ireo "Scope multi paramétrique" nozaraina manerana ny Hopitalim-panjakana 120 ECG no tafapetraka eny amin'ny sampana Vonjitaitra ATU manerana...
Vain-dohan-draharaha ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny hanatsara hatrany ny kalitaon’ny...
Maro ny tobim-pahasalamana fototra no miorina amin’ny toerana saro-dalana ny kaominina sy distrikta misy azy. Mba hamahana izany olana izany dia...