Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza "GEZANI" dia nitsidika ny mponina tao Ambatoharanana, Kaominina Ambanivohitra Miarinarivo, Distrikan'i...
Izay marary andrianina. Vao nigadona an-tanindrazana Ramatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Dr. MANAGNA Monira dia tonga nitsidika avy hatrany ny...
Ho fanamafisana ny fiaraha-miasa amin'ny mpanao gazety, dia misokatra manomboka anio 27 febroary ny fifaninanana asa an-gazety miompana manokana...
Farafangana, Faritra Atsimo Atsinanana – Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny fisorohana ny "MPox", na dia tsy mbola nisy tranga voamarina aza tao...
Ho fiantohana ny fisian'ny fanafody tsy tapaka izay hampiasaina amin'ny fandraisana an-tanana ireo tra-boina mipetraka eny anivon'ny "site...
Ho fanamafisana ny fisorohana ireo aretina azo sorohana amin’ny alalan’ny fanaovam-baksiny, dia hisy ny fifaninanana asa an-gazety miompana...
Nandritra ny 3 andro nisesy dia nifanome tanana ireo hery velona rehetra tao Anôsy, tamin'ny alalan'ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamàm-bahoaka...
Natolotra omaly ny fitaovana ho fampandehanan-draharaha, ny ivon-toerana mitantana ny fifehezana ireo vonjy taitra ara-pahasalamana (COUSP) eto...
Taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza GEZANI dia tsy afa-bela tamin’ny fahavoazana ny mpiasan’ny fahasalamana eto Toamasina. Maro no rava trano...
Anisan'ny mampirongatra ny tazomoka ny fisian'ny lobolobo sy rano mihandro, izany indrindra no antony nanadiovana ny tokontanin'ny Fitaleavam-paritry...
Mitohy ny ezaka ho fanarenana sy fiarovana ny fahasalaman’ny vahoaka taorian'ny fandalovan'ny Rivodoza "GEZANI". Taorian’ny fidinana...
Anisan'ireo fotodrafitr'asa maro, voa mafy taorian'ny fandalovan'ny Rivodoza "GEZANI", ny biraon'ny Fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka...