ZON'NY REHETRA NY MISITRAKA FAHASALAMANA
CHRR Farafangana | Fandidiana maimaimpoana ny aretina Bongabe (Hydrocèle)
Olona telo no nisitraka fandidiana maimaimpoana ny aretina Bongabe (hydrocèle) tao amin’ny CHRR Farafangana, araka ny efa fanao mahazatra.
Ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka dia mametraka ho laharam-pahamehana ny fahafahan'ny vahoaka Malagasy tsy ankanavaka misitraka tolotra fahasalamana tsara kalitao sy sahaza ho an'ny rehetra.
Ny Fitaleavana ny Serasera 25-sept.-2026