lever_drapeaux
ankon'ny fananganan-tsaina
Ambohidahy, 18 Novambra 2024

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra Ara-pahasalamana Dr RAMAROLAHY Andriatiaray Rija Niaina.
Lahateny notsindriany manokana nandritra izany
- Fisorohana ireo aretina maro samihafa*: Napetraka ho laharam-pahamehana ny fanaovam-baksiny, iray amin’ireo tolotra fototra sady mahomby amin’ny fisorohana aretina
- Fampitomboana ny fahalalan’ny vahoaka*: Zava-dehibe ny fampianarana sy ny fanentanana ny olom-pirenena momba ny fahasalaman’ny tena sy ny fomba fiaina salama.
- Fiandraiketana ny olombelona sy ny fanatsarana ny fitsinjarana*: Zava-dehibe ny fandresen-dahatra sy ny fandaminana ny fitsinjarana ny mpiasa mba hahatongavana eny ifotony.
Fanamafisana ny tolotra ara-pahasalamana*: Hohamafisina ny fandraisana sy ny fitsaboana ireo marary eny amin’ny hopitalim-panjakana, mba hahazoan’ny rehetra fitsaboana tsara kalitao sy maharitra.
Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia manohy ny andraikiny amin’ny fiarovana sy fanohanana ny fahasalaman’ny vahoaka Malagasy
SCM/DIRCOM 18-nov.-2024
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...