Fijerena ny maha-olona
CARAVANE MEDICALE "SAROBIDY NY AIKO" andiany faha-33 : Faritra Vakinakaratra sy Menabe
Lapam-panjakana Iavoloha, alatsinainy 15 septambra 2025

Fahasalamana manakaiky sy manantona vahoaka, izany no vina apetrakin’ny Filoham-pirenena, Andriamatoa Andry Rajoelina ho fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny Fanjakana amin’ny alalan’ny fijerena ny maha olona. Tohanan-dRamatoa Mialy Rajoelina, vadin’ny Filohan’ny Repoblika sady Filoha mpanorina ny "Fikambanana Fitia".
Tonga nanome voninahitra sy nitso-drano ireo mpisehatra amin’ity "Caravane Medicale" andiany faha-33 ity Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. Randriamanantany Zely Arivelo, sy Ramatoa Razafinjato Aurélie, Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina, ary ireo mpiara-miombon’antoka maro.
Hetsika ara-tsosialy marolafy sy maimaimpoana ary hanamafy ny ady amin'ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy maha vavy ary indrindra mijery manokana ireo Zokiolona sy ny marefo eny ifotony.
Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka eo anilanao hatrany.
SCM/DIRCOM 15-sept.-2025
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...