lever_drapeaux

Lahatenin'ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY

Lahatenin'ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, Minisitry ny fahasalamam-bahoaka.

  • Taonan’ny Vaksiny ny taona 2024, koa hanamafisana ny paik'ady  ahafahan'ny Malagasy misitraka Vaksiny ara-kalitao sy hanafoanana tanteraka ao anatin'ny roa taona ireo aretina rehetra azo sorohana amin'ny alalan'ny vaksiny
  • Ady amin’ny aretina VIH/ SIDA, hamafisina hatrany fanentanana ka hisy hetsika fanaovana fitiliana maimaimpoana izay hotanterahana etsy amin'ny Esplanade Ankatso ny 30 Aprily 2024. 
  • FANATANJAHANTENA, nibata fandresena 09 ny Taranja Kick boxing tamin’ny Tournoi « Section Tana ville/ Classe A » tao amin'ny Kianjan'ny kanto Mahamasina. 

Hisy arak’izany solon-tenana 02 mianadahy hiatrika ny " Grands défi " ao La Réunion ny 11 mai 2024.

#Mirary herinandro feno Fahasalamana 

#Eo anilanao hatrany ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka .

DIRCOM 29-avril-2024

Zoom sur

Nos autres Activités