lever_drapeaux

Lahatenin'ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY

Ho fanatratrarana ny tahan'ny fanaovam-baksiny eto Madagasikara dia mitohy hatrany hetsika '' Campagne de vaccination '' amin'ity volana Jona 2024 ity hahafahana manenjika ny Vaksiny zéro dose. 

 

Mankasitraka feno ny mpiasan'ny fahasalamana amin'ny fanatanterahana ny asa am-pitiavana, ary hamafisina ihany koa ny kalitaon'ny fitsaboana indrindra ny fanajana ireo marary amin'ny lafin'ny :  fandraisana ,  fitsaboana, ary ny fanaraha-maso ho fanohanana ireo tojo tsy fahasalamana. 

 

Mirary herinandro feno fahasalamana ho anao hatrany ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

SCM/DIRCOM 03-juin-2024

Zoom sur

Nos autres Activités