Fijerena ny maha-olona
FAHAFAHAN'I MADAGASIKARA AMIN’NY ARETINA LEFAKOZATRA
FANDRESENA HO AN'NY FAHASALAMAM-BAHOAKA

Nambara tamin’ny fomba ofisialy nandritra ny fivoriam-be tany Genève izay natrehan'Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof.RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo ny Fahafahan’i Madagasikara tanteraka amin’ny valanaretina Lefakozatra (Poliomyélite).
Fanehoana mivaingana ny vokatra azo avy amin’ny Politika ankapoben'ny Fanjakana, izay napetraky ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, sy fanohanan-dRamatoa Mialy RAJOELINA, Vadin''ny Filoham-pirenena no sady Reny Mpiahy ny Fanaovana Vakisiny eto Madagasikara izay nanisy lanja manokana ny Fahasalaman’ny Reny sy ny Zaza izao ezaka izao.
Nandritry ny herintaona mahery, tsy nisy intsony ny trangan'aretina Lefakozatra teto amin’ny Nosy raha tohizana ny fanaovana vakisiny ny zaza Malagasy rehetra tsy ankanavaka.
Asa mivaingana no nahatratrana izany vokatra izany Zaza 19 tapitrisa no voaharo tamin’ny alalan’ny vakisiny.
Eo anilanao hatrany ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
SCM/DIRCOM 20-mai-2025
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...