Fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana
BÂTIMENT IFIRP TANA FANOLORANA FITAOVAM- PIOFANANA MANARAKA NY FENITRA

Eo am-panantanterahana ny Politika ankapoben'ny Fanjakana ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, amin’ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalama amin’ny alalan’ny fanatsarana ny fanofanana ny infirmiera sy rasazy.
Tonga teto amin'ny Ivontoeram-piofanana Infirmiera sy Mpampivelona Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo notronin'ireo Tompon'andraikitra ambony avy ao amin'ny Minisitera, ny Mpiara-miombonantoka ary ireo mpitantana ny Ivontoeram-piofanana "IFIRP" maneran'ny Nosy nanotrona ny lanonana fanolorana ny fitaovana mitentina 260.000 dolara entina hirakarana ny marary indrindra momban'ny fahasalaman'ny Reny sy ny Zaza manaraka ny fenitra iraisam-pirenena.
Izao de vokatrin' ny fiaraha-miasa akaiky ny Ministeran'ny Fahasalam-bahoaka sy ny Banky Iraisam-pirenena. Mazava ny lalan-kaleha makany amin'ny maha matihanina feno amin'ny fanolorana fiofanana azo antoka Eo anilanao hatrany ny Ministeran'ny Fahasalam-bahoaka
Eo anilanao hatrany ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka
SCM/DIRCOM 16-mai-2025
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...