INSPC : LANONANA FAMOAHANA IREO NAHAVITA FIOFANANA
19 Desambra 2025, Institute National de Santé Publique et Communautaire (INSPC) Mahamasina.
Niorina tamin’ny taona 2002 ny INSPC, ivontoerana nasionaly manofana sy manatsara ny fahaiza-manao ary manamafy ny fahalalana sy ny traikefa hahafahan’ireo mpian-tsehatra ara-pahasalamana manatsara ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana eo anivon’ny toeram-pitsaboana isan’ambaratonga. AUF
Manodidina ny 5 000 ireo efa nisitraka fiofanana, ahitana mpiofana avy amin’ny lafivalon’ny Nosy.
Miisa 75 mianadahy ireo andiany nivoaka taorian’ny fiofanana tamin’ny lalam-piofanana ofisialy 2023–2025, toy ny Administration hospitalière, Cadre de santé ary Master en Santé Infirmière Ophtalmique (MSIO), ary koa ireo fiofanana modulaire toy ny Gériatrie, Secrétariat médical ary dépôt de médicaments.
Manamarika hatrany ny dingana vaovao amin’ny fanavaozana sy fanamafisana ny kalitaon’ny fahasalamana eto Madagasikara ny fanarahana fiofanana eto amin’ny ivontoerana INSPC.
MIASA MIARAKA ISIKA HO AN’NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA
19-déc.-2025
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina
Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA
Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025
"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE
izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...