Fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana
Formation Infirmier d'Accueil et d'Orientation IAO

Fihofanana ny mpiasan'ny fahasalamana eo anivon'ny Hopitaly ao amin'ny urgence teo anivon'ny DRSP Analanjirofo niarahana tamin'ny DCAMUM sy ny OMS.
Famaliana indrindra ny hetaheta ny hanatsarana hatrany ny tolotra Fahasalamana omena ny vahoaka ary manajà ny maha Olona satria fanamafisina ireo traikefa amin'ny:
Fandraisana an-tanana ireo marary (serasera) manomboka avy any an-trano (Ambulancier-brancardier) ka mandrapahatonga any amin'ny Hopitaly (ATU)
Fisokajiana ireo marary( triage) ho an'ny fitsaboana atolotra azy ireo.
Tombony lehibe ho an'ireo mpiasan' ny fahasalamana hanafaingana ny hanamorana ny asa fa ihany koa ho an'ny vahoaka izay hisitraka.
#Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka eo anilanao hatrany
SCM/DIRCOM 28-juil.-2024
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...