FIDINANA IFOTONY ary MITOHY NY ASA HO AN NY FAHASALAMAM- BAHOAKA
Fokontany Fonenana , Kaominina Imerintsiatosika, Distrika Arivonimamo , Faritra Itasy
Fokontany Fonenana , Kaominina Imerintsiatosika, Distrika Arivonimamo , Faritra Itasy.
FIDINANA IFOTONY ary MITOHY NY ASA HO AN NY FAHASALAMAM- BAHOAKA
- Fidinanana Ifotony izay nitafatafan'Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY sy nihainoany ny hetahetan’izy ireo : mpitondra fivavahana, tantsaha, Renim- pianakaviana nijerena ny filan’ny vahoaka momba ny fahasalamana sy ny Fandrindrana ny Fiainam-pianakaviana.
- Nandritra izany fotoana izany no nanentanan'Andriamatoa Minisitra sy nanazavany tamin'ireo vahoaka ny amin'ny maha-zava-dehibe ny Fandrindrana ny Fiainam-pianakaviana sy namaliany ihany koa ireo tsaho miely eny anivon'ny fiaraha-monina.
- Ravoravo ireo vahoaka nahita izao fihetsika fidinanana ifotony maha tehidera izay notanterahin'Andriamatoa Minisitra izao. Mahatsiaro tena tsy irery izy ireo.
FANDRINDRANA FIAINAM-PIANAKAVIANA ANTOKA NY FAMPANDROSOANA MAHARITRA
SCM/DIRCOM 30-août-2024