lever_drapeaux

Lahatenin'ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY

Ambohidahy, Alatsinainy 02 septambra 2024

Tonga marobe ny  mpiasan'ny fahasalamana niarahaba an’Atoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY amin'izao fanendrena azy hitantana hatrany ny ministera izao ka nitondra ny teny fiarahabana ny Sekretera Jeneraly Dr YASMINE Lethicia Lydia. 

Feno fankasitrahana ny mpiasan'ny fahasalamana manerana ny Nosy ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka ary mankahery azy ireo izy amin'ny adidy sy andraikitra masina izay sahanina ho fampandrosoana ny Fahasalamam-bahoaka.

#Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka eo anilanao hatrany

Akaiky ny vahoaka mandrakariva

SCM/DIRCOM 02-sept.-2024

Zoom sur

Nos autres Activités