ZON'NY OLONA REHETRA NY MISITRAKA FAHASALAMANA SY FITSABOANA TSARA KALITAO NA OLON-DEHIBE NA ZAZA IZANY - MIASA MIARAKA TOKOA HO AMIN'NY FANOVANA: FANOLORANA FITAOVAM-PITSABOANA TAO AMIN'NY HOPITALIN-JAZA ANDROVA

Tombony lehibe ho an’ny Hopitalin-jaza ao amin’ny CHU PZAGA Androva ny fanolorana ireo fitaovam-pitsaboana sy fitiliana, toy ny « Échographie Cardiaque ».

Mankasitraka indrindra hatrany ny « Association TSIKY » izay nanatanteraka ny adidiny amin’ny fitsinjovana ny fahasalamana sy ny fitsaboana ho an’ny vahoaka.

 

MIASA MIARAKA HO AN’NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.

Ny Fitaleavana ny Serasera.Sary :CHU PZaGa Androva Mahajanga 14-août-2026