Fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana
FANATSARANA NY KALITAON'NY FITSABOANA: Fiofanana Fandidiana Fototra ho an'ny Mpiasan'ny Fahasalamana

Befelatanana, 28 Novambra 2024 – Nanome voninahitra ny lanonana fanolorana marim-pahavitam-piofanana ny Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, notronin’ireo mpiara-miombon’antoka toa ny Masoivohon’i Korea Atsimo, ny ONG Africa Future Foundation, sy Well International.
Politika Ankapoben'ny Fanjakana ny fijerena ny maha-olona ka ho fanatsarana hatrany ny rafi-pahasalamana atolotra ny vahoaka manerana ny Nosy dia Mpiasan'ny fahasalamana miisa 20 avy amin'ny Faritra 9 eto Madagasikara no voaofana manokana momba ny fandidiana fototra, izay natao indrindra ho an'ireo toerana mbola tsy manana mpandidy.
#Ministeran_ny_Fahasalam_Bahoaka
#AmbassadeCoréeSud
#ONGAfricaFutureFoundation
#ONGWellInternational
SCM/DIRCOM 28-nov.-2024
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...