Fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana
POLITIKA ANKAPOBEN'NY FANJAKANA : FANDRINDRAN'ASA ETO ANIVON'NY MINISTERAN'NY FAHASALAMAM-BAHOAKA
Anosy Carlton, Alarobia 05 Febroary 2025

Mitohy ny ezaka hanatsarana ny sehatry ny fahasalamana, nosokafana tamin'ny fomba ofisialy androany tao amin'ny Carlton, Anosy ny fivoriana lehibe niarahana tamin’ireo Fitaleavana eto amin'ny foibe sy ny isam-paritra, izay notarihin’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo ho fanatsarana ny rindran'asa eto anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka.
Teboka lehibe nivoitra tamin'izany ny hanamafisana sy hanatsarana ny fitantanana ny sehatra ara-pahasalamana izay hiainga eny ifotony , ho fanantaterahina ny Politika ankapoben'ny Fanjakana ao anatin'izany ny fijerena ny maha olona, ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana, ny fisoroana amin'ny aretina, ny fampiroboroboana ny sehatr'asa manodidina ny fahasalamana ary asam-panjakana tsara tantana sy lavitry ny kolikoly.
Ilaina tokoa ny fizaran'andraikitra mazava mba hipaka eny ifotony tanteraka ny asa rehetra.
Eo anilanao hatrany ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
#Ministeran_ny_Fahasalamam_bahoaka
#Vahoaka_salama_antoky_ny_Fampandrosoana
#DRSP_manerana_ny_nosy
SCM/DIRCOM 05-févr.-2025
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...