Fijerena ny maha-olona
VOIN-KAVA MAHATRATRA : FANDRAISANA AN-TANANA IREO TRABOINA

Ny fijerena ny maha olona dia isan'ny andry iray ao anatin'ny Politika ankapoben'ny Fanjakana, ary miroso amin'ny fanatanterahana izany hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.
Araka izany tsy niandry ela ny teto anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka amin'ny alalan'ny Fitaleavam-Paritry ny Fahasalamana eto Analamanga, nidina avy hatrany teny ifotony nandray an-tanana ireo tra-doza.Ao anatin'izany no nizahana ny fahasalaman'izy ireo izay mitoby amin'ny ireto toerana ireto : CEG Faliarivo Ampitatafika, Église Mormons Ampitatafika, Villa Lilly Anosizato, ANOSIMASINA Bemasoandro ary LOHARANOMBATO Ambavahaditokana
Hetsika izay natao ho fanohanana ireo marefo amin'ny fanomezana tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao hatrany ho an'ny Vahoaka.
#Ministeran_ny_Fahasalamam_Bahoaka_eo_anilanao_hatrany
#Fijerena_ny_maha_olona
18-févr.-2025
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...