Ny fanatsarana ny Fahasalaman’ny zaza latsaky ny 5 taona, ny reny ary ny zokiolona mihoatra ny 65 taona
FANAMAFISANA NY FIARAHA-MIASA HO FANATSARANA NY SEHATRY NY SAKAFO
Noraisin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Solontena Maharitry ny PAM

Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Profesora RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, tao amin'ny Minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka Ambohidahy, ny Solontena Maharitry ny Fandaharan’asan’ny Sakafo (PAM) eto Madagasikara.
Niaraka nodinihina tamin'izany ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin'ny roa tonta, mikasika ny fanatsarana ny lafiny sakafo, isan'izany ny fijerena manokana an'ireo vehivavy bevohoka, ary ny firesahana ny antony fototra mahatonga ny fisian'ny tsy fanjarian-tsakafo eto Madagasikara.
Mifanindran-dalana tanteraka amin'ny andry voalohany ao anatin'ny Politika ankapoben'ny fanjakana nosoritan'Andriamatoa Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina ny fijerena ny maha-Olona ary tafiditra tanteraka anatin'izany ny programan'asa noresahina androany.
Eo anianao hatrany ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
#Ministeran_ny_Fahasalamam_bahoaka #FiarahaMiasaHoan’nyFahasalamana
SCM/DIRCOM 03-avril-2025
Actualités
Nos recents Actualités
Zoom sur
Nos autres Activités
Lever de Drapeaux
18-nov.-2024ankon'ny fananganan-tsaina

Nisolo tena an’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra...
Thème du mois
Andro Manerantany Iadiana amin'ny VIH/SIDA

Manan-danja ny lanonana tamin’ity taona ity, notronin’ny Minisitrin’ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo,...
Evenement
07-avril-2025FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FAHASALAMANA 2025

"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana " izany no lohahevitra noentina nankalazana ny Andro manerantany ho an'ny...
Mendrika Izy
NOMENJANAHARY VOLOLONIAINA MICHELLE

izay 9 (sivy) taona niasana tao amin'ny CSB2 Bekoratsaka. Vehivavy mamy hoditra eo amin'ny fiaraha-monina ary hita taratra izany eo amin'ny...