Fijerena ny maha-olona

MISSION MEDICO-CHIRURGICALE

MISSION MEDICO-CHIRURGICALE , CHRD / Miandrivazo 02, 03, 04 May 2024

Ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka dia manao laharam-pahamehana hatrany ny fitsinjovana ny sosialim-bahoaka amin'ny alalan'ireo hetsika ara-pahasalamana maimaimpoana isan-karazany. 

Ankoatran'ireo fizaham-pahasalamana amin'ny ankapobeny, ny fitsaboana ny ativava sy ny nify, fizahana maso, sofina, orona, tenda sns.... dia mampiavaka manokana ity hetsika iray ity ny fanatanterahana fandidiana maimaimpoana ho an'ny mponina ao amin'ny Distrikan'ny Miandrivazo sy ny manodidina. 

 

Ho fanamafisana hatrany ny rafi-pahasalamana misy, dia notolorana «Moniteurs de surveillance» miisa roa (2) ny CHRD Miandrivazo, izay tonga dia nampiasaina avy hatrany

 

#Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka eo anilanao hatrany

DIRCOM 03-mai-2024

Zoom sur

Nos autres Activités