Actu_Mois

ADY AMIN'NY FIFINDRAN'NY TSIMOKARETINA VIH/SIDA

Tanora manao fitiliana, milamina ny saina miatrika ny ho avy

Hetsika fanombohana ny fanentanana sy fitiliana mamaimpoana entina hiadiana amin’ny aretina VIH/SIDA.

Tanora izay ho avin'ny firenena, no nanombohana ny hetsika androany teo amin'ny Kianjan'ny Anjerimanontolo Ankatso Fitiliana VIH/SIDA izay nahitana fanolorana toro-hevitra maro isa-karazany ara-pahasalamana sy fanentanana maro samihafa.

Andriamatoa Minisitrin'ny Fahamam-bahoaka ny Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY  no nanome voninahitra ny lanonam-panokafana sy fanentanana amin’ny maha zava-dehibe ny fahafantarana ny toe-batana manoloana ny VIH sy ny fiarovan-tena ary fiarovana ny hafa.

 #Tanora Salama, Tanora mampandroso firenena

#Eo anilanao hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka 

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

Direction de la Promotion de la Santé

DIRCOM 30-avril-2024

Zoom sur

Nos autres Activités