Nisokatra androany zoma 28 novambra ary haharitra 2 andro ny fihaonan'ireo mpisehatra eo amin'ny fahasalamam-bahoaka, AGORA Santé andiany voalohany....
Miainga avy any amin’ny fiandohana ny fanovana. Ny zaza no fiandohan’ny fiainana manontolo, ary ny reny no loharanon’ny fiainana. Izany...
Tonga tampoka tao amin’ny CHU-JRA ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministera. Nitsidika...
Ho fanatsarana ny fandrindrana ny asa eo anivon’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka dia notanterahina ny fikaonandoha niarahan’ny...
Vina napetraky ny Filoha-m-pirenena Andriamatoa Andry Rajoelina ny hisitrahan'ny Malagasy tsy an-kanavaka fahasalamana tsara kalitao amin'ny...
Eo ambany fitarihin’Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, dia miditra amin’ny dingana manamafy ny rafitra eo amin'ny sehatry ny...
Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo ireo mpikambana vaovao voafidy ao anatin'ny Holafitry ny...
Dingana vaovao eo amin’ny tantaran’ny fahasalamam-bahoaka no nomarihin'ny Fitondram-panjakana, ho fanatanterahana ny Politika Ankapoben’ny...
Noraisin'Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo ireo mpikambana vaovao ao amin’ny Holafitry ny mpitsabo...
Anisan'ireo mpikambana anatin'ny Governementa nanatrika ny Filan-kevitry ny Ministra, niara-dia tamin'Andriamatoa Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sy...
Eo am-panantanterahana ny Politika ankapoben'ny Fanjakana ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, amin’ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalama...
Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Pr. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo, dia nanatanteraka fidinana ifotony, nitsidika ireo fotodrafitrasa...