Fahasalamana manakaiky sy manantona vahoaka, izany no vina apetrakin’ny Filoham-pirenena, Andriamatoa Andry Rajoelina ho fanatanterahana ny...
Nandritra ny fihaonana faha-45 an-tampon’ny SADC, mitohy vakana ny vondrona iraisam-pirenena manohana ny vina napetraky ny fitondram-panjakana...
Ny Fitondram-panjakana Malagasy dia mametraka ho voalohan-daharana ao anatin’ny politika an-kapobeny ny “Fijerena ny Maha-Olona”. Tsy an-kiato...
Manatanteraka ny Politika ankapoben'ny Fanjakana napetrak' Andriamatoa Filoham-pirenena Andry Rajoelina dia manamafy ny hetsika fanaovana fora-zaza...
Naneho indray ny firotsahany an-tsehatra sy ny fahaizany mihaino ny filàn’ny mponina mifototra amin'ny Politika ankapoben'ny Fanjakana “Fijerena...
Ao anatin’ny fanatanterahana ny Politika ankapoben'ny Fanjakana amin’ny "Fijerena ny maha olona", dia mitohy hatrany ny fitsaboana maimaimpoana...
Nambara tamin’ny fomba ofisialy nandritra ny fivoriam-be tany Genève izay natrehan'Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka,...
"Fahasalamana mandritra ny fiterahana, miantoka ny ho avy feno fanantenana" Nanolotra tolotra ara-pahasalamana marolafy sy maimaim-poana izay...
Ho fanamarihana ny fankalazana ny Tolom-pahafahana nanoloran'ireo Maherifon'ny Firenena ny ainy tamin'ny hetsika 29 Martsa 1947 dia tsy...
Fihaonambe siantifika nokarakarain’ny Agence Française de Développement (AFD). Anisan’ny Delegasiona nandray anjara mavitrika ny Minisitry ny...
Ao anatin’ny politika ankapoben'ny Fanjakana "fijerena ny maha-olona" indrindra ho fiarovana ny vahoaka amin’ny loza voajanahary sy ny vokany,...
Tonga eto Mahajanga androany maraina Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTAN Zely Arivelo, miaraka amin’ny ireo...